20 taona (VICTOR SY NINAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isaoranay ianao jesosy fitiavana
isaoranay ianao zay nampikambana
ny anay jsus ny tokantrano, ianao no tena niaro
nandritra izay 20 taona izay
dia notahinao sy nampianao hatramizay
aveo tononkira.serasera.org faramandimby koa natolotrao
fitiavana izany, fitiavana tsy lany, nandritra iza 20 taona izay
ny tokantranonay nijoro tsy nikoro, dia satria teo ianao niambina
maneranan ny fiainanay manontolo ny fitahianao
ka na ho haingnana na mbola ho ela, no hiainanany ety
harovy foana izahay aza avela, zahay koa tsy hamela anao
santatra ihany izao ny 20 taona, santatra ihany pbmf izany, oh fantatray
oh fantatray ianao fa aminay foana mandrapahafatinay,
ka pblmiayi na ho haingana na mbola ho ela no hiainanay ety
arovy foana izahay, aza avela zahay koa tsy hamela anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VICTOR SY NINAHHits : 2413
Likes : 1 Like
Created by : jegergassisk
Date : 12/08/2016 09:37