20 taona (VICTOR SY NINAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isaoranay ianao jesosy fitiavana
isaoranay ianao zay nampikambana
ny anay ny tokantrano, ianao no tena niaro
nandritra izay 20 taona izay
dia notahinao sy nampianao hatramizay
aveo faramandimby koa natolotrao
fitiavana izany, fitiavana tsy lany, nandritra iza 20 taona izay
ny tokantranonay nijoro tsy nikoro, dia satria teo ianao niambina
maneranan ny fiainanay manontolo ny fitahianao
ka na ho haingnana tononkira.serasera.org na mbola ho ela, no hiainanany ety
harovy foana izahay aza avela, zahay koa tsy hamela anao
santatra ihany izao ny 20 taona, santatra ihany izany, gobu oh fantatray
oh fantatray ianao fa aminay foana mandrapahafatinay,
ka mnnhv na ho qfaicp haingana na mbola ho ela no hiainanay ety
arovy foana izahay, aza avela zahay koa tsy hamela anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VICTOR SY NINAHVisites : 2415
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jegergassisk
Date : 12/08/2016 09:37