You are here: home > Tononkira > Victor Solo

Ry dada malala (Victor Solo)

Ry dada malala, ry dada malala
Misento ny foko, misento raha lavitra anao
Ry dada tsy foiko tsy manantsahala
Ny fanantenako, ny hiverenanao.

Maniry mafy ny mbola hihaona
Ny fanantenako, izany dia izaTsiky dia ampyny
Tsy maty aho tsy akory fa aza misaona
Fa mbola hihaona indray andro any.

Ry zaza malala, ry sombin'ny aiko
Ny feonao miantso dia manindrona ny saiko
Ho avy re ny ora hifankahita indray
Tsy hifandao intsony ny zanaka sy ray.

Mpihira : Victor Solo
Mpamaky : 1204
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 23/09/2018 09:19:56
ID : 10998

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo