Ianao (Vetson'Androy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zjkfkmfh Hiombom-pitia aminao aho raha mqrnsk toa ka sitrakao
Hisedra sy hamakivaky izao fiainana izao
Raha toa ka ianao no mitantana ny diako
Ho sambatra tokoa ny tokantranoko
Ny fahoriana ho zary hafaliana
Ho tsiniko ve ra toa manambara
Ny fikasako anao mba ho anjara
Izany no kpruha faniriako, tsy afaka an-tsaiko ny endrikao
Mamiko eny tiako ho ahy ho doria
Ireo zanatsika rehetra rahatrizay
Mbola hanamafy ny fitiavantsika indray
Ianao sy izy ireo no ravaky ny tokantranoko
Ho saribakoliko, ho tononkira.serasera.org filalaovako
Hanafaka ny sorisoriko
Izany hafaliako raha tanterak’izany
Tsy hisy iriako intsony eto an-tany
Ho tonga lafatra ny hasambarana satria ianao
Ilay nofidiako sy efa tiako hiaraka amiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'AndroyVisites : 8929
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 01/02/2006 08:02