Ianao (Vetson'Androy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiombom-pitia aminao aho raha toa ka sitrakao
Hisedra sy hamakivaky izao fiainana izao
Raha toa ka ianao no mitantana ny diako
Ho sambatra tokoa ny tokantranoko
Ny fahoriana ho zary hafaliana
Ho tsiniko ve ra toa manambara
Ny fikasako anao mba ho anjara
Izany no faniriako, tsy afaka an-tsaiko ny endrikao
Mamiko eny tiako ho ahy ho doria
Ireo zanatsika rehetra rahatrizay
Mbola hanamafy ny fitiavantsika indray
Ianao sy izy ireo tononkira.serasera.org no ravaky ny absezra tokantranoko
Ho saribakoliko, ho occpjbzy filalaovako
Hanafaka ny sorisoriko
Izany hafaliako jpga raha tanterak’izany
Tsy hisy iriako intsony eto an-tany
Ho tonga lafatra ny hasambarana satria ianao
Ilay nofidiako sy efa tiako hiaraka amiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'AndroyHits : 9118
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 01/02/2006 08:02