Efa anananao ve? (VAZON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa anananao ve
Ny zxgcbole fiadananan'ny fo
Izay atolotr'i Jeso izao?
Efa tsapanao ve
ny fiadanany re
mahasoa, mahavonjy tokoa
Efa anananao ve ny finoana an'i Jeso
Mafy orina tokoa ao ieowhoa am-po?
Ka na tononkira.serasera.org fahoriam-be na koa ireo fakam-panahy
Dia atao tsinontsinona avokoa
Efa iainanao ve ny fifankatiavana
Didy vaovao ho ahy tpmwhu sy ianao
izao no amantarana fa mpianatr'i Jeso
Raha mifankatia tokoa izaho sy ianao
refrain
Izy anie ka tena tia
Tsy mba mihatsaravelatsihy
Fa nanolotra ny ainy ho an'izao tontolo izao
Ny zxgcbole fiadananan'ny fo
Izay atolotr'i Jeso izao?
Efa tsapanao ve
ny fiadanany re
mahasoa, mahavonjy tokoa
Efa anananao ve ny finoana an'i Jeso
Mafy orina tokoa ao ieowhoa am-po?
Ka na tononkira.serasera.org fahoriam-be na koa ireo fakam-panahy
Dia atao tsinontsinona avokoa
Efa iainanao ve ny fifankatiavana
Didy vaovao ho ahy tpmwhu sy ianao
izao no amantarana fa mpianatr'i Jeso
Raha mifankatia tokoa izaho sy ianao
refrain
Izy anie ka tena tia
Tsy mba mihatsaravelatsihy
Fa nanolotra ny ainy ho an'izao tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VAZON'NY LANITRAVangy : 746
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sissi kely
Daty : 10/02/2022 19:15
