Vavaka (Vazomiray Ambatomanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra ô, misaotra anao 'zahay
Fa notantaninao ny fiainanay
Ka velon'aina rgetzjdf soamantsara izahay
Eto an-tanindrazanay
Dia i Gasikara.(Solo)
Andriamanitra ô, tononkira.serasera.org misaotra anao 'zahay
Fa notantaninao ny fiainanay
Ka velon'aina soamantsara izahay
Eto an-tanindrazanay
Dia i zxobseav Gasikara. (Duo 1er et 3ème voix
Refrain: Avelao ny heloka natao, 'zay smoj
vitanay hatram'izao
Ka hatram'izay
Ampianaro izahay hifankatia
Fa fandalovana ety antany ety
2. Toroy koa mba hitia sy hiaro tontoloiainana.
'Zay tsapa fa simba noho ireo tsy fisainana,
Ataon'ny olombelona,
Manimba, mamono, fa tsy mamelona.(Duo)
3. Ampianaro koa ireo mpitondranay
Hanao ny marina mandrakizay.
Halala ny rariny hampiarina.
Handroso 'zahay satria ho tafarina.(Duo)
Filykely: 30/04/2026

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vazomiray AmbatomanjakaHits : 267
Likes : 0 Like
Created by : Filykely
Date : 29/04/2026 23:04