Tsikitsiky menamenatra (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninkazo iray nitsiry toa tsy nahafaly ahy
Fa mety halazo iny any aoriana any
Siokam-borokely iray toa tsy nampiherika ahy
Fa mbola hangina iny raha hlfmto alina ny andro
Fa 'lay tsikinao menamenatra iny, tsy maty an-tsaiko ao,
Latsa-paka ao am-po, tandindona tsy mety handao
Sary iray tsy nankalao
F'hirifiry nampangovitra iny toa afo nanafana
Rehefa eo 'lay tsiky tononkira.serasera.org lasa tsy tana
Zava-tsoa tsy hay atakalo toa lasana nandalo
Fa ilay tsikinao ihany no mahatamana
Dia 'lay tsikinao menamenatra iny, fienh tsy maty an-tsaiko ao,
Latsa-paka zgikdip ao am-po, tandindona tsy mety handao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 1998
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 20:01