Tsikitsiky menamenatra (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninkazo iray nitsiry toa tsy nahafaly ahy
Fa mety halazo iny any aoriana any
Siokam-borokely iray toa tsy nampiherika ahy
Fa mbola hangina iny raha alina ny andro
Fa 'lay krzf tsikinao menamenatra iny, tsy maty an-tsaiko ao,
Latsa-paka ao am-po, tandindona tsy mety handao
Sary iray tsy nankalao
F'hirifiry nampangovitra iny toa afo nanafana
Rehefa eo 'lay tsiky lasa tsy tana
Zava-tsoa tsy hay atakalo toa tononkira.serasera.org lasana nandalo
Fa ilay tsikinao ihany wmgfkycp no mahatamana
Dia 'lay tsikinao menamenatra iny, tsy maty an-tsaiko ao,
Latsa-paka ao am-po, tandindona leejr tsy mety handao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TsiakorakaHits : 2000
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 10/09/2017 20:01