Retsiana (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Retsiana o, Retsiana o
Lavitry ny akany noho
Ny kely ananako aho no ahiratro
Mihevin-dava, lasan’embona e
Arahin-tsento chzcxi ka mivetso, manina mangina o

Ry lahy o, reroy o
Tsy manadino fa
Mahatsiaro ny andro niarahana o
Niara-namindro donak’afo
Niara-nizaka ny mavesa-danja tsy hay ahilika o

Lavitra anareo nefa vano saraka pynemozf ny akany
Mahandrasa fa mbola hihaona ihany
Fa sanatria tsy hanao fitiavana paraky
Ndeha hanainga rehefa injay mila tsy ho tanty

Ry folak’andry tononkira.serasera.org niankinana o
Tsy hitsipa doha laka nitana anie aho, fa mbola hody
Avezivezin-dravin'ahitra
Mandranto mamy sy tantely
Ho soa mba ho anareo

Ry nitehirizako ny bitsiko o
Tsy hitady akanga tsara roichk soratra aho
Fa mbola ho  avy
Lavitra anao k' injay miritsoka e
Ny feom-baliha manako ao am-poko
Efa ditsoka o

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tsiakoraka
Hits : 1746
Likes : 0 Like
Created by : nandriamandia
Date : 01/04/2018 08:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1155