Raha toa ianao androany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vizana, toa valabalaka
Ianao androany
Reraky ny mierieritreritra
Toa manembona hatrany
Raha mandre feonkira iray
Toa mampahatsiahy ny alaheloko anao
Dia misy vetsovetso vdczna iray
Mitambesatra ao am-poko tononkira.serasera.org ao
Raha mandre tononkalo iray
Toa mitanisa hafaliana
Dia maniry ny ho tafaray
Na dia iray andro amin'ny tiana
Fa raha toa ianao androany
Mila hazavana xvovqsvp sy masoandro
Matokia fa ho avy ihany, ho tonga ilay andro
Fa raha toa ianao androany
Mila rvhuczqo hafanana sy fitiavana
Ny hirantsika no mba hany mety hampikambana
Ianao androany
Reraky ny mierieritreritra
Toa manembona hatrany
Raha mandre feonkira iray
Toa mampahatsiahy ny alaheloko anao
Dia misy vetsovetso vdczna iray
Mitambesatra ao am-poko tononkira.serasera.org ao
Raha mandre tononkalo iray
Toa mitanisa hafaliana
Dia maniry ny ho tafaray
Na dia iray andro amin'ny tiana
Fa raha toa ianao androany
Mila hazavana xvovqsvp sy masoandro
Matokia fa ho avy ihany, ho tonga ilay andro
Fa raha toa ianao androany
Mila rvhuczqo hafanana sy fitiavana
Ny hirantsika no mba hany mety hampikambana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 1857
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 19:48
