Aza andaozanao ahy (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lqmyvym
Aza andaozanao tononkira.serasera.org ahy ireo rehetra efa vitako
Aza andaozanao ahy izay nataoko fa tsy sitrako
Fa na mamy izy ireny,  na imvyc mafaitra izy ireny
Aza andaozanay ahy ireo rehetra lasako

Marina aho fa tsy anjely fa olo-miaina eto ihany
Dia avelanao hitoetra irery raha mbola manantena hatrany
Omeo ikgw fotoana aho hahafahako indray
Hahazoako manafoana ireo andro mahamay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2451
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:44
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116