You are here: home > Tononkira > Tselonina

Reklamasiô (Tselonina)

https://tononkira.serasera.org/hira/tselonina/reklamasi

Réclamation (in-8)

Manonaka ankiroa no nentin’i Nenitoa
Aiza ny anajarako, aiza ny anjarako ho’aho
Aiza ny anjarako nareo, nareo ratsy fanahy

Réclamation (in-8)

Lay t@ ny ririnin-dasa, izaho sy ny zanak’i Ragaby
Didina ny anelakelam-pe, tapahana ny anay roa lahy
Hay izy nahazo beka kely izaho tsy nahazo raha

Réclamation (in-8)

Dia niakatra an-tanàna, dia niakatrtononkira.serasera.orga ny raharaha
Aiza ny vola t@ ny tanàna zao vide ny caisse
Aiza ny vola t@ ny tanàna, f’iza no fetsifetsy

Réclamation (in-8)

Dia nidina avy eny an-tsaha, dia nidina ny raharaha
Ahoana ny @ vidy vokatra, ahoana ny @ io rangahy
Ahoana ny ampaham-bokatra odian’ialahy adala angaha

Réclamation (in-8)

Manonaka ankiro no nentin’i Nenitoa
Aiza ny anajarako
Nareo, nareo ratsy fanahy

Réclamation

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tselonina
Mpamaky : 161
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : postraan66
Tamin'ny : 14/10/2020 19:46:37
ID : 13111

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo