Reklamasiô (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réclamation (in-8)
Manonaka ankiroa no nentin’i Nenitoa
Aiza ny anajarako, aiza ny anjarako ho’aho
Aiza ny anjarako nareo, nareo ratsy fanahy
Réclamation (in-8)
Lay t@ ny ririnin-dasa, izaho sy ny zanak’i Ragaby
Didina tononkira.serasera.org ny anelakelam-pe, tapahana ny anay roa lahy
Hay izy nahazo beka kely izaho tsy nahazo raha
Réclamation (in-8)
Dia niakatra an-tanàna, dia niakatra ny raharaha
Aiza ny vola t@ tlxxx ny tanàna zao vide ny caisse
Aiza ny vola t@ ny tanàna, tuiwkbbe f’iza no fetsifetsy
Réclamation (in-8)
Dia nidina avy eny an-tsaha, dia nidina ny raharaha
Ahoana ny @ vidy vokatra, ahoana ny @ io rangahy
Ahoana dxipfg ny ampaham-bokatra odian’ialahy adala angaha
Réclamation (in-8)
Manonaka ankiro no nentin’i Nenitoa
Aiza ny anajarako
Nareo, nareo ratsy fanahy
Réclamation

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TseloninaHits : 1629
Likes : 0 Like
Created by : postraan66
Date : 14/10/2020 21:46