ZANAKA MPANDOVA (Tsantam-pamonjena Ambavahaditokana Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh oh ry zanaka mpandova, aza variana loatra ianao
Fa miandry anao mba hiova ny Rainao
Oh oh ry zanaka mpania aza sondriana loatra ety
Fa miandry anao Ilay Tompo tia modia izao
Tsy ho azo mora anie ny
Paradisa, paradisa
Toerana voataokana sy voaisa
Mbola ao ny toeranao
rntin Fa miozongozona izy ao
tononkira.serasera.org Amafiso f'efa anjaranao
Oh gqbzhgl oh ry zanaka mpandova, aza variana loatra ianao
Fa miandry anao mba eule hiova ny Rainao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tsantam-pamonjena Ambavahaditokana ItaosyVangy : 1691
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tanteliniaina1
Daty : 09/03/2016 14:11