Ianao no itokiako (Toky Fitia & Zouky Andry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o ianao ilay fitarainako
Ianao mahalala ny tantaram-piainako
na mande aho na mitoetra
fantatrao ny amiko tononkira.serasera.org rehetra
Na malahelo aho na falifaly
tsy misy miafina aminao zany rehetra izany
rehefa miantso aho ykpbsuy dia indro ianao
manoro ahy izay atao
REF: Jesosy o ianao no irery ihany
ianao ihany no ldziou itokiako
zay momba ahy apetrako an-tananaoe
owmxm ny hoavy sy izay iriako
Ianao lay mahay manome
zavatra tsy takatry ny saina marobe
mino aho fa hainao
ny hanova ny fiainako ho vaovao
mahatoky anao aho Jesosy aa
Ianao mahalala ny tantaram-piainako
na mande aho na mitoetra
fantatrao ny amiko tononkira.serasera.org rehetra
Na malahelo aho na falifaly
tsy misy miafina aminao zany rehetra izany
rehefa miantso aho ykpbsuy dia indro ianao
manoro ahy izay atao
REF: Jesosy o ianao no irery ihany
ianao ihany no ldziou itokiako
zay momba ahy apetrako an-tananaoe
owmxm ny hoavy sy izay iriako
Ianao lay mahay manome
zavatra tsy takatry ny saina marobe
mino aho fa hainao
ny hanova ny fiainako ho vaovao
mahatoky anao aho Jesosy aa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Toky Fitia & Zouky AndryVangy : 644
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsiaronitia
Daty : 09/02/2024 23:04
