Ianao no itokiako (Toky Fitia & Zouky Andry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o ianao ilay fitarainako
Ianao mahalala ny tantaram-piainako
na mande aho na mitoetra
fantatrao ny amiko rehetra
Na malahelo aho na icfr falifaly
tsy dknx misy miafina tononkira.serasera.org aminao zany rehetra izany
rehefa miantso aho dia indro ianao
manoro ahy izay atao
REF: Jesosy o ianao no irery ihany
ianao ihany no itokiako
eywkqftf zay momba ahy apetrako an-tananaoe
ny hoavy sy izay iriako
Ianao lay mahay manome
zavatra tsy takatry ny saina marobe
mino aho fa hainao
ny hanova ny fiainako ho vaovao
mahatoky anao aho Jesosy aa
Ianao mahalala ny tantaram-piainako
na mande aho na mitoetra
fantatrao ny amiko rehetra
Na malahelo aho na icfr falifaly
tsy dknx misy miafina tononkira.serasera.org aminao zany rehetra izany
rehefa miantso aho dia indro ianao
manoro ahy izay atao
REF: Jesosy o ianao no irery ihany
ianao ihany no itokiako
eywkqftf zay momba ahy apetrako an-tananaoe
ny hoavy sy izay iriako
Ianao lay mahay manome
zavatra tsy takatry ny saina marobe
mino aho fa hainao
ny hanova ny fiainako ho vaovao
mahatoky anao aho Jesosy aa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Toky Fitia & Zouky AndryHits : 739
Likes : 0 Like
Created by : Tsiaronitia
Date : 09/02/2024 23:04
