Ianao no itokiako (Toky Fitia & Zouky Andry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o ianao ilay fitarainako
Ianao mahalala ny tantaram-piainako
na mande aho na mitoetra
fantatrao ny amiko rehetra
Na malahelo aho na falifaly
tsy misy miafina aminao zany rehetra izany
rehefa miantso egomg aho dia indro ianao
manoro bmyt ahy izay atao
REF: kvaw Jesosy o ianao no irery ihany
ianao ihany no itokiako
zay momba ahy apetrako an-tananaoe
ny hoavy sy izay iriako
Ianao lay mahay manome
zavatra tsy takatry ny saina marobe
mino aho fa tononkira.serasera.org hainao
ny hanova ny fiainako ho vaovao
mahatoky anao aho Jesosy aa
Ianao mahalala ny tantaram-piainako
na mande aho na mitoetra
fantatrao ny amiko rehetra
Na malahelo aho na falifaly
tsy misy miafina aminao zany rehetra izany
rehefa miantso egomg aho dia indro ianao
manoro bmyt ahy izay atao
REF: kvaw Jesosy o ianao no irery ihany
ianao ihany no itokiako
zay momba ahy apetrako an-tananaoe
ny hoavy sy izay iriako
Ianao lay mahay manome
zavatra tsy takatry ny saina marobe
mino aho fa tononkira.serasera.org hainao
ny hanova ny fiainako ho vaovao
mahatoky anao aho Jesosy aa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Toky Fitia & Zouky AndryVisites : 737
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsiaronitia
Date : 09/02/2024 23:04
