Haleloia Haleloia (Toky Fitia & Zouky Andry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tin'Andriamanitra izao tontolo izao enomeny ny zanany lahitokana e
mba tsy hisy ho very e
zay rehetra mino azy e
fa hanana fiainana mandrakizay e
inona indray no hisalasalana tsy hinoana
ny zanany aza nafoiny mihitsy amonjena anao
maika f'izay ilainao , eo @ fiainanao
raha mahasoa anao dia omeny tsotr'izao
Haleloia haleloia haleloia
deraina Andriamanitra e
Haleloia haleloia haleloia
deraina Jesosy e
Haleloia haleloia
fiderana no asandratray e
Fa fitiavana mandrakizay
no nitiavanao anay e
Ts'isy ambony sy ambany
na manana na tsy manana
rehefa mino an'i Jesosy iray lalana
samy zanaka tiany. efa nofidiany
ny tanany mahery no iarovany antsika
tsy hivilivily
Haleloia ....
Derao Jesosy e ....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Toky Fitia & Zouky AndryVangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsiaronitia
Daty : 31/12/2025 21:27
