Haleloia Haleloia (Toky Fitia & Zouky Andry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tin'Andriamanitra izao tontolo izao e
nomeny ny zanany lahitokana e
mba tsy hisy ho very e
zay rehetra mino azy e
fa hanana fiainana mandrakizay e

inona indray no hisalasalana tsy hinoana
ny zanany aza nafoiny mihitsy amonjena anao
maika f'izay ilainao , eo @ fiainanao
raha mahasoa anao  dia omeny tsotr'izao

Haleloia haleloia haleloia  
deraina Andriamanitra e
Haleloia haleloia haleloia
deraina Jesosy e
Haleloia haleloia
fiderana no asandratray e
Fa fitiavana mandrakizay
no nitiavanao anay e


Ts'isy ambony sy ambany
na manana na tsy manana
rehefa mino an'i Jesosy  iray lalana
samy zanaka tiany. efa nofidiany
ny tanany mahery no iarovany antsika
tsy hivilivily


Haleloia ....

Derao Jesosy e ....
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Toky Fitia & Zouky Andry
Hits : 25
Likes : 0 Like
Created by : Tsiaronitia
Date : 31/12/2025 21:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0709