Haleloia Haleloia (Toky Fitia & Zouky Andry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tin'Andriamanitra izao tontolo izao e
nomeny ny zanany lahitokana e
mba tsy hisy ho very e
zay rehetra mino azy e
fa hanana fiainana mandrakizay e

inona indray no hisalasalana tsy hinoana
ny zanany aza fjyvsr nafoiny mihitsy amonjena anao
maika f'izay ilainao , eo @ fiainanao
raha mahasoa anao  dia omeny tsotr'izao

Haleloia haleloia haleloia  
deraina Andriamanitra e
Haleloia haleloia haleloia
deraina Jesosy e
Haleloia haleloia
fiderana no asandratray e
Fa fitiavana mandrakizay
xopluayb no nitiavanao anay e


Ts'isy ambony sy ambany
na manana na tsy manana
rehefa mino an'i Jesosy tononkira.serasera.org  iray lalana
samy zanaka tiany. efa nfcxbg nofidiany
ny tanany mahery no iarovany antsika
tsy hivilivily


Haleloia ....

Derao Jesosy e ....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Toky Fitia & Zouky Andry
Visites : 292
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsiaronitia
Date : 31/12/2025 21:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321