Misaora an'I Jehovah (Tana Gospel Choir - TGC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an'I Jehovah, ry fanahiko
Izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.
Misaora wqcak tononkira.serasera.org an'I Jehovah, ry fanahiko;
Aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,

Ref: Izay mamela ny sofxep helokao rehetra,
Izay manasitrana ny aretinao rehetra,
Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,
Izay manarona dtovlr famindram-po sy fiantrana anao eh

Ianao, Ianao, Ianao Jehovah Ray
Ianao, Rain'ny mandrakizay (x2)

Amen, Amen, Haleoia
Amen, Haleoia (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tana Gospel Choir - TGC
Visites : 8097
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solomona17
Date : 14/09/2024 10:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359