FANATREHANAO (Tana Gospel Choir - TGC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho Tompo ô, mitady anaoManiry Anao ny fo sy ny fanahy
Akaikinao Irery ihany, mahatsara ahy
Fa ao aminao no tena fiainana
Mamiko loatra, tsy mba te hiala
Anilanao Tompo ô
Satriko foana, hitoetra eo
Akaikinao Tompo ô
Tsara e, kanto ô, ny fanatrehanao
Tiako e, mamiko ô, ny fanatrehanao
Fialofako ny ambany elatrao
Tsisy maharombaka ahy an-tananao
Tena hasambarako, fihininao
Mampahery ahy ny fiadananao
Mamiko loatra, tsy mba te hiala
Anilanao Tompo ô
Satriko foana, hitoetra eo
Akaikinao Tompo ô
Tsara e, kanto ô, ny fanatrehanao
Tiako e, mamiko ô, ny fanatrehanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tana Gospel Choir - TGCHits : 2354
Likes : 0 Like
Created by : aurelien rakotonirina
Date : 05/09/2022 14:41