GASIKARA II (Telofangady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gasikara II

Gasikara ô ! O ry mamiko indrindra
Tiako ianao, lay hany tokana tsy azo afindra
Voarakitra an-tsaina e e ary bcaivnmd tsy mety maty
Ny anaranao o o tononkira.serasera.org ! vita sary ao anaty

Gasikara ô ! O ry mamiko indrindra
Tiako ianao, lay hany tokana tsy azo afindra
Voarakitra an-tsaina e e ary tsy mety ho maty
Ny anaranao o o ! vita sary ao anaty

Na iza no te hanao ankaso ubxzilr hanapotika sy te handrava
Ho sasatra foana izy ireny, Zanahary mitahy lalandava

Na iza no te hanao ankaso hanapotika sy te handrava
Ho sasatra foana izy ireny, Zanahary mitahy lalandava
Gasikara ô ! O ry mamiko indrindra
Tiako ianao, hany tokana tsy azo afindra
Voarakitra an-tsaina e e ary tsy mety maty
Ny anaranao o o vita sary ao anaty

Ireo lavo teo an-dalampiadina martiora tsarovana hatrany
Ny rpsl anaran’izy ireo tsy hadino ny rany hikoriana any ho any
Gasikara o ! Gasikara o !
Gasikara o ! Gasikara o !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Telofangady
Visites : 7110
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 02/07/2008 16:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0882