Farafaharatsiny (Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Farafaharatsiny
Mitory fitia kanefa tsy sahy
Te hividy ny lohany ianao ka
Kanefa matahotra ny masony
Tsy tononkira.serasera.org hitako intsony ny atao anao
Mba farafaharatsiny angamba hoy aho mihira fitia
Ny vazon’ny manina mantsy raha tiana hampitaina
Kaloina hanako izy ireny hipaka any an-tsaina
Ny angolam-pitia sy ny rima no ataovy mirindra tsara
Fa raha nnfqgn ireny no tafita mba farafaharatsiny
Raha toa te tia aza mihemotra intsony
Hampio fahasahiana kely fotsiny
Dia hioty ny vokany ianao pybf tsy ho ela
Dradradradrao mba ho reny tsara
Fa farafaharatsiny fantany fa ho azy ilay hira

Ny angolam-pitia czvfq sy ny rima no ataovy mirindra tsara
Fa raha ireny no tafita mba farafaharatsiny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TelofangadyVisites : 11104
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 02/07/2008 16:39