Ela (Tarika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Miv in-droa)
Mba tsy ela fidona ny orana aty ee!
Ny lalana anefa tsy mbola nisasaka akory e
Fialofana tsisy, niaretana foana
Fitiavana anao o no hamangivangiana(2)
Handeha any dtyn an-dafy hono o
Ilay sefo niasanay e
Zay nahazo repô kely e
Dia mba araraotina izany e
Hananika havoana, hiampita tononkira.serasera.org kamory
Ilay vohitrareo o no tanànanay (2)
(Miv in-droa)
Ny toera-nialana tsy tazana intsony
Tavela any ho any, nilaozana somambisamby fpphcc e
Manembona anao o
Ny fo sy yzhve ny saina
Ela tsy hitahita e hitantana anao (2)
Mba tsy ela fidona ny orana aty ee!
Ny lalana anefa tsy mbola nisasaka akory e
Fialofana tsisy, niaretana foana
Fitiavana anao o no hamangivangiana(2)
Handeha any dtyn an-dafy hono o
Ilay sefo niasanay e
Zay nahazo repô kely e
Dia mba araraotina izany e
Hananika havoana, hiampita tononkira.serasera.org kamory
Ilay vohitrareo o no tanànanay (2)
(Miv in-droa)
Ny toera-nialana tsy tazana intsony
Tavela any ho any, nilaozana somambisamby fpphcc e
Manembona anao o
Ny fo sy yzhve ny saina
Ela tsy hitahita e hitantana anao (2)
--------
Rohy:
