Ianao ihany (Tarika Vitrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO IHANY
Manina anao aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Ref:Raha toa mba mety ianao
Dia hajao tononkira.serasera.org ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany ilay nekena ho doria
Ianao toa tantely fzio nandao ny akany
Nandeha vetivety dia hitondra ny mamy
Tsy manadino, tsy tafandry
Na izaho koa ufnp moa aza
efa mba sasa-miandry
Ref:
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Mirary ny dia mba ho lavorary
Dia ho tony indray ity foko marary
A/C:Mi edxqf tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
Manina anao aho izany
Misento mafy ,te tomany
Sarotra ho ahy ny hifaly
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Ref:Raha toa mba mety ianao
Dia hajao tononkira.serasera.org ilay fitia
F'izaho tsy hiova izany
Fa ianao ihany ilay nekena ho doria
Ianao toa tantely fzio nandao ny akany
Nandeha vetivety dia hitondra ny mamy
Tsy manadino, tsy tafandry
Na izaho koa ufnp moa aza
efa mba sasa-miandry
Ref:
Satry tokoa mba anilanao any
Fa ianao ihany no mahafaka jaly
Mirary ny dia mba ho lavorary
Dia ho tony indray ity foko marary
A/C:Mi edxqf tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY Pascal)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika VitranaHits : 794
Likes : 0 Like
Created by : Yanjaharivony
Date : 13/12/2024 00:17
