Mangina (Tarika Vintsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina ny foko tononkira.serasera.org toa zary tsy mino
Fitiavana lalina sarotra adino
Rahoviana ny tany no lavi-tomany
zehjkx Izao ve no lahatra sy ilay mba hany?
Jereko ny vorona tony dia tony
Izaho eto ambany tsy afaka intsony
Nankaiza ny andro fahiny ry any
Izao ve no sisa navelan’ny tany?
Refrain: Mangina mangina ny foko uryi e!
Nahoana no dia mitoloko e!
Ndrao ho rava tanora izany amiko zany a!
Ny tiana indrisy efa dila e!
Fitiavana lahy mitanila e!
Ekena mangidy ary koa tena mamy a!
Tonony sy Feony: Ratiana Randria
Nomerao: 0347215639
Tarika Vintsy: oytqq
Faha 06 Aprily taona 2019
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika VintsyVisites : 1857
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : randrianandrasana
Date : 15/04/2019 11:54
