Sarotra amiko (Tarika Baobab)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firifiry no tononkira.serasera.org efa nanontany etjgragw ahy tsy novaliako
Sarotra amiko, mafy amiko ny hilaza momba anao
Tsy azo omena tsiny ireo nahita antsika fahiny
Rava sahady ny voadivoady, tsy tana fa nanambady
Ratsy ve ny nataoko anao ry tiako tsy foiko
'Ndao fa any an-tanany hianao vao mainka tiako.
Kivikivy raha vmtj noho, raha toa izany vlacox no hiafarana
Mba nanantena fa mbola ho ela ny hiarahako aminao
Ataoko ahoana anefa sitrakao ny hilefa ho an'olon-kafa
Anatra ho ahy ny lehilahy bikàna tsisy fanahy
Ratsy ve no ataoko anao ry tiako tsy foiko
'Ndao fa any an-tanany hianao vao mainka tiako. (2)
(Jean Rabary)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika BaobabVangy : 1614
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/10/2023 19:31