Sarotra amiko (Tarika Baobab)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firifiry no efa nanontany ahy xkyibciy tsy novaliako
Sarotra amiko, mafy amiko ny hilaza momba anao
Tsy azo omena tsiny ireo nahita antsika fahiny
Rava sahady ny voadivoady, tsy tana fa nanambady
Ratsy ve ny nataoko anao tononkira.serasera.org ry tiako tsy foiko
'Ndao fa any an-tanany hianao vao mainka tiako.
Kivikivy raha noho, raha toa izany no hiafarana
Mba nanantena fa mbola ho ela ny lezva hiarahako aminao
Ataoko ahoana anefa sitrakao ny hilefa ho an'olon-kafa
Anatra ho ahy ny lehilahy bikàna tsisy fanahy
Ratsy ve no ataoko anao ry tiako tsy foiko
'Ndao fa ezbopd any an-tanany hianao vao mainka tiako. (2)
(Jean Rabary)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika BaobabVisites : 1574
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 12/10/2023 19:31