Sarotra amiko (Tarika Baobab)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firifiry no efa nanontany ahy tsy novaliako
Sarotra amiko, mafy amiko ny hilaza momba anao
Tsy azo omena tsiny ireo nahita antsika fahiny
Rava sahady ny voadivoady, tsy tana fa nanambady

Ratsy ve ny nataoko anao ry tiako tsy foiko
'Ndao fa any an-tanany hianao vao mainka tiako.

Kivikivy raha noho, raha toa izany no hiafarana
Mba nanantena fa mbola ho ela ny hiarahako aminao
Ataoko ahoana anefa cpwyfqiv sitrakao ny hilefa ho an'olon-kafa
Anatra ho ahy ny lehilahy bikàna tsisy fanahy

Ratsy ve no ataoko anao tononkira.serasera.org ry tiako aragwkps tsy foiko
'Ndao fa any an-tanany hianao vao mainka tiako. (2)

(Jean iicwtlfg Rabary)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Baobab
Hits : 1534
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 12/10/2023 19:31
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.028