Nefa (Tarika Baobab)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankizikely izay
Teo an-dalambe
Kamboty velon-dray
Sy uaof reny efa elabe
Niantso vonjy angamba
Na mety niantso tody
Nitafy voro-damba
Naniry ny mba hody
Izaho sy tononkira.serasera.org ianao nefa teo
Nifaly havanja ery
Toa tsy nandre ilay feo
Nihiaka mafy ery hoe
Nefa raha lazaiko ny alahelo
Mitoetra ato am-poko
Na ianao gubow aza
Eny ! mety hitomany
Dia lasa ny saiko
Niampita ny arabe
Nahita ankizivavy
Nivaro-tena an-dalambe
Toa tsy laitran'ny hatsiaka
Sy ny aizina migina
Dia nihomehezantsika
Nihomehezana mangina
Asa wnbmxg angaha tsy tsapanao
F’izaho mihaino tsara
Lainga hoy ianao
Ilay atao hoe Fitia
Nefa raha lazainy ny alahelo
Mitoetra ao am-pokony
Na ianao aza
Eny e! Mety hitomany
Teo an-dalambe
Kamboty velon-dray
Sy uaof reny efa elabe
Niantso vonjy angamba
Na mety niantso tody
Nitafy voro-damba
Naniry ny mba hody
Izaho sy tononkira.serasera.org ianao nefa teo
Nifaly havanja ery
Toa tsy nandre ilay feo
Nihiaka mafy ery hoe
Nefa raha lazaiko ny alahelo
Mitoetra ato am-poko
Na ianao gubow aza
Eny ! mety hitomany
Dia lasa ny saiko
Niampita ny arabe
Nahita ankizivavy
Nivaro-tena an-dalambe
Toa tsy laitran'ny hatsiaka
Sy ny aizina migina
Dia nihomehezantsika
Nihomehezana mangina
Asa wnbmxg angaha tsy tsapanao
F’izaho mihaino tsara
Lainga hoy ianao
Ilay atao hoe Fitia
Nefa raha lazainy ny alahelo
Mitoetra ao am-pokony
Na ianao aza
Eny e! Mety hitomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika BaobabVangy : 1539
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/10/2023 19:15
