Tsy manavakavaka (Tarika Alison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manavakavaka izay manana fitiavana
Fa ny fihavanana no hery mampikambana
Ka tononkira.serasera.org na samy hafa aza re ireo fihaviana
Iza ary no manda fa tsy iray rkhjripl fianakaviana
Ilana vaha-olana 'lay fahavalo uwzdq iray iombonana
Tsy izay fihodirana fa 'zay mdirs mety ho fifandirana
Mitovy isika olombelona taranak'i Adama
Iza ary no manda fa tsy manam-pahotana.
Iza ary no mandà fa tsy Mila fanafahana.
Any andro any taona ity tany fandalovana
Ny adilay nampivaona tsy misy ho tsarovana
Ka ho anareo ary ho anay ilay tanana masina
Ireo izay mety hifandray no ho tonga zanaky ny Ray.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika AlisonHits : 842
Likes : 0 Like
Created by : tokytana1804
Date : 02/01/2023 07:13