You are here: home > Tononkira > Tantely Ny Feo

Ekeko Jeso (Tantely Ny Feo)

https://tononkira.serasera.org/hira/tantely-ny-feo/ekeko-jeso-1

Ekeko Jeso

Avy amin’ny teny no halalana ny am-po
Avy amin’ny vava no anekena Jeso
Indray manaiky dia ho hitanao fa
Hoy aho hoe tia aho tia aho jeso

Izay rehetra nandray dia nomeny tononkira.serasera.orghery
Mba ho tonga zanaky ny ray
Ianao no mihevitra fa tsy nijery
Nefa izy tena eo anilanao

Fa ny finoana no hery manohina
Hoenti-miasa sy hiainana koa
Mba handresena ilay fahavalo
Hoy aho hoe tia aho tia aho jeso

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tantely Ny Feo
Mpamaky : 516
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : odilon_frederic_andriamampiono
Tamin'ny : 04/07/2019 09:35:04
ID : 11867

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo