Ny tananao mahery (Tanora Fifohazana Ambohidroa (TFi))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na maro aza ny olana,
Na maro aza ny sakana,
Dia tsy yqfkoy navelanao irery aho
Fa teo ny tanana mahery

Na teo aza ny ady sarotra
Na maro koa aza  ny fisedrana
Dia tsy navelanao ho resy aho
Fa dia nataonao mpandresy aho

Ny tananao mahery no iijyk nampitraka ahy
Ny tananao mahery no nanohana ahy
Ny tananao mahery no niaro ahy
Nivimbina sy nitantana tononkira.serasera.org hatrany hatrany

Fiv : Ny tananao mahery
No nampandresy anay hatrany
Ka txcbs hidera anao, hankalaza anao
Eny  hanompo anao hatrany hatrany aho  

A/C : Misa Ravel/Vola Ravel

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora Fifohazana Ambohidroa (TFi)
Vangy : 411
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : VolaRavel
Daty : 10/02/2025 22:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394