Nous les chrétiens (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy hiditra Fiangonana izany ah' ra tsy ho batisa!
Tsy hiditra Fiangonana 'zany aho ra tsy hoe Mariazy!
Ny antony andehanako any aza mba hikoty sipa!
Refa tsisy sipa, antokontany aho manalazy!

Ndana daoly 'nareo mande mampidera kata iatsara ivelatsihy imason' Yaveh!
Fa za oa 'nde hatory f' ianareo ny tena masina ivavaho hoanay Mpanota!
De tantarao avy any oe ny akanjon' iza 'ndray ny tena tsara tao andruany??!
Fa za le miambi-trano,
Rehefa mody miara-mivavaka ianareo de miara-mikaly (Isika)

Fa tsy hiditra Fiangonana izany ah' ra tsy ho batisa!
Tsy hiditra Fiangonana 'zany aho ra tsy hoe Mariazy!
Ny antony andehanako any aza mba hikoty sipa!
Refa tsisy sipa, an-tokotany aho manalazy!

Fa mahafinaritra r' ise,
Ilay miditra Fiangonantsika rehetra ankehitriny iii,
Ny zipo atrany am-potopé!
Lasa défilé de mode ny ao samia manao ny tiany iii,
- Ny diako any aza hikônekta! Azafady alou' ry Jesoa Kristy f' anio enao lou' mba Spekta.
Fanontaniana direkta oe misy Wifi ny ato sa za no 'nde hanangana Sekta!??

Tsy hihaino Toriteny 'lou ny diako any!
Fa mba hanala ota kely f' aza manuntany eeh'!
Nangalatra akoho mantsy omaly!
Manadio andruany, ampitso de afaka mamerina eeh'!
Azafady re Jehovah fa ny Fiarahamonina ivantananay mintsy no nôfa!
Fa tena tiko raha misy fanovana ataonao any ankoatra!
- Aiza eeh! Mifoaza @zay lty 'ndao ande ivavaka.
- Zay rangah' makafoka fa aleo atambatro @ faran' ny taona ny ahy!

Fa tsy hiditra Fiangonana izany ah' ra tsy ho batisa!
Tsy hiditra Fiangonana 'zany aho ra tsy hoe Mariazy!
Ny antony andehanako any aza mba hikoty sipa!
Refa tsisy sipa, an-tokotany aho manalazy!

Eny ary ry Havako fa mety hoe nampatory le Toriteny teo fa ny azoko tenenina de oe mahereza mivavaka!
Fa tsy hoe ... Hampidera akanjo sy hitady sipa fotsiny ny nahatongavana aty am-piangonana.
Mety oe andruany eto de Rahampitso hangalatra akoho 'ndray?
Fa mahereza eeh'!
*Hey, Tompo ooh'! Ampianaro agnay tsa hanao Faux Malady koa refa Alahady maraigna!
Ny rakitray tsa ho lany Klarinety ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 2166
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/11/2016 03:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5534