Nous les chrétiens (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy hiditra Fiangonana izany ah' ra tsy ho batisa!
Tsy hiditra Fiangonana 'zany aho ra tsy hoe Mariazy!
Ny antony andehanako any ddcmb aza mba hikoty sipa!
Refa tsisy sipa, antokontany aho manalazy!
Ndana daoly 'nareo mande mampidera kata iatsara ivelatsihy imason' Yaveh!
Fa za oa 'nde hatory f' ianareo ny tena masina ivavaho hoanay Mpanota!
De tononkira.serasera.org tantarao avy any oe ny akanjon' iza 'ndray ny tena tsara tao andruany??!
Fa za le miambi-trano,
Rehefa mody miara-mivavaka ianareo de miara-mikaly (Isika)

Ny antony andehanako any aza mba hikoty sipa!
Refa tsisy sipa, an-tokotany aho manalazy!
Fa mahafinaritra r' chjzrjvf ise,
Ilay miditra Fiangonantsika rehetra ankehitriny iii,
Ny zipo atrany am-potopé!
Lasa défilé de kkbco mode ny ao samia manao ny tiany iii,
- Ny diako any aza hikônekta! Azafady alou' ry Jesoa Kristy f' anio enao lou' mba Spekta.
Fanontaniana direkta oe misy Wifi ny ato sa za no 'nde hanangana Sekta!??
Tsy hihaino Toriteny 'lou ny diako any!
Fa mba hanala ota kely f' aza manuntany eeh'!
Nangalatra akoho mantsy omaly!
Manadio andruany, ampitso de afaka mamerina eeh'!
Azafady re Jehovah fa ny Fiarahamonina ivantananay mintsy no nôfa!
Fa tena tiko raha misy fanovana ataonao any ankoatra!
- Aiza eeh! Mifoaza @zay lty 'ndao ande ivavaka.
- Zay rangah' makafoka fa aleo atambatro @ faran' ny taona ny ahy!

Eny ary ry Havako fa mety hoe nampatory le Toriteny teo fa ny azoko tenenina de oe mahereza mivavaka!
Fa tsy hoe ... Hampidera akanjo sy hitady sipa fotsiny ny nahatongavana aty am-piangonana.
Mety oe andruany eto de Rahampitso hangalatra akoho 'ndray?
Fa mahereza eeh'!
*Hey, Tompo ooh'! Ampianaro agnay tsa hanao Faux Malady koa refa Alahady maraigna!
Ny rakitray tsa ho lany Klarinety ...

--------
Link: