You are here: home > Tononkira > Tann Faya

Ianao Ray (Tann Faya)

Ampio izahay ooh' Jah mba hihavana,
Mba toroy anay 'zay làlana,
Fa feno fandrika manaintaina anay,
Mila Anao io, mila anao io Jah!!!

Tahio Jah' lay Nosindrazanay,
Mba alaviro anay reo sakana,
Fa feno fankahalàna 'lay fonay,
Miantso Anao io, miantso Anao io Jah

Fa bobaka ny jaly eto isan' andro!
Malemy 'zay mahatonga anay miangavy!
Ka mila ntononkira.serasera.orgy herinao hanampy anay 'zahay Ray!
F' Ianao 'lay Tokana afaka mba miaro anay!

Fa bobaka ny nôfa eto isan' andro!
Indro 'reto Zanakao miha-osa miantso!
Miangavy 'lay famindramponao anao 'zahay Ray!
F' Ianao 'lay atokisan'

Anilanao 'zahay manantena!
Mila Anao, miantso Anao, Mitalaho!
Fa misy Anao 'zahay mahery
Misaotra Anao io, Dera, Laza, Sitraka ho Anao! Yeah' Yeah'!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tann Faya
Mpamaky : 1416
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 23/02/2015 09:01:10
ID : 7193

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo