Anarana Malaza (SAMIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anarana malaza, n'aiza n'aiza aleha
Ny fahefany tsy lefy laza, fa re ombieny ombieny
Anarana mampihorohoro khtw Ireo mpamadika
Anarana tsy tian’I Satana, mampisy hazavana
Ref:
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay any an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, tononkira.serasera.org manala gadram-pahotana
Anarana malaza,mitondra famonjena,
Ny fahefany dia fanta-daza
fa xdiw Izy ilay mahery
Anarana azo itokiana,mitondra Fitahiana
Anarana tsy azo ambanina fa mila fihobiana
Ref: gktig
Jesosy, izany anarana izany
Jesosy, ilay any an-danitra any
Jesosy, mamafa ny tomany
Jesosy, manala gadram-pahotana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 1162
Likes : 0 Like
Created by : herizols
Date : 14/04/2023 10:03