hevero (SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hevero ny asianao ny tongotrao
Fa ratsy ny lalana izay diavina
Ny ho tsara fiafara no mba katsaho
Ny tavan’ny Tompo ‘ndray mba tadiavina (x02)

Tapaho ny hevitrao dieny izao
Tsy ho ela dia ho avy ny fanjakany
Tsarovy mandalo ‘zao teny ‘zao
Araraoty fitiavany anao izany (x02)

Hevero ny asianao ny tongotrao
Fa ratsy ny lalana izay diavina
Ny ho tsara fiafara no mba katsaho
Ny tavan’ny Tompo ‘ndray mba tadiavina

2. Ny fiainana an-tany dia mora lany
Tsy maharitra ela fa misy farany
Fahasoavan’i jeso tsy ritra izany
Tsy amidiny tsy mba asiany sarany (x02)

Fiainana ratsy ety an-tany
No indro toa mbola ifikiranao
‘Lay ho avy mamiratra an-danitra any
Maimaim-poana fa toa andosiranao (x02)

Ny fiainana an-tany dia mora lany
Tsy maharitra ela fa misy farany
Fahasoavan’i jeso tsy ritra izany
Tsy amidiny tsy mba asiany sarany

Tsy amidiny tsy mba asiany sarany (x03)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA
Visites : 273
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zorandrianarijaona
Date : 07/10/2025 07:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0188