Be ny Vokatra! (SVM Ankisabe Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy!
     Ko amin'izany !!!
Mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra
Mba hananany mpiasa,mpiasa hamory hfumh
Mpiasa hamory lzhqwj ny vokatra ×2

Mandehana ,indro Izao maniraka anareo×2
Maniraka anareo tahaka ...
Ny Zanakondry ×2, eo afovoany ×2, eo afovoan'ny Ambodia

Efa miakaiky×3 ianareo( akaiky anareo)
Ny fanjakan'Andriamanitra

Be ny vokatra.....

Ary izay trano hidiranareo ×2
Dia lazao tononkira.serasera.org aloha hoe lazao aloha hoe:
" Fiadanana ho lefv amin'ity trano ity"

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SVM Ankisabe Famonjena
Visites : 425
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Antsa96
Date : 13/10/2025 10:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297