Omeo Aina (Sunrise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo Aina, vpiy omeo hery, omeo saina hanompo Anao
Omeo fo madio sy vao feno epkngx fahamarinana
Hanakaiky anao
Dia ho arovanao
hialoka eo ambany helatrao
Dia hirahira foana ny androko
ka tononkira.serasera.org hqyk ho feno fitahiana
dia kalokalo foana ho anao
Ka ho feno fanantenana
Omeo Aina, omeo hery, omeo saina hanompo Anao
Omeo fo madio sy vao feno fahamarinana

--------
Lien: