Omeo Aina (Sunrise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo Aina, omeo hery, omeo saina hanompo Anao
Omeo fo madio sy vao feno fahamarinana
Hanakaiky anao
Dia ho arovanao
hialoka eo ambany helatrao
Dia sdrp hirahira foana ny androko
ka srlpatc ho feno fitahiana
dia kalokalo foana ho tononkira.serasera.org anao
Ka icbupa ho feno fanantenana

--------
Link: