Jeso Tompo (Sunrise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Tompo nitondra ny heloko tononkira.serasera.org taty
Nijaly tsy meloka izy
Fo qscvvwe naratra nisento niaritra ireo latsa mba hamonjena anao
Tsy misy hery, fahefana toy izay nentiny
Nefa dia nafoiny mba hanavotra anao
Tsy misy marimpitiavana ambony noho izany
Izay nasehony fqda mba hitiavany anao
Jeso Tompo niantso tsy mahafoy anao
miandry sy manantena izy
Fa tsy ho verivery foana ny ra nalatsany
Lay fony anie feno fitia
Tsy misy hery, fmbkqow fahefana tiy izay nentiny
Nefa dia nafoiny mba hanavotra anao
Tsy misy marimpitiavana ambony noho izany
Izay nasehony mba hitiavany anao

--------
Lien: