Mahefa ny zavatra rehetra (STK Ankaraobaton'i Kristy Fehizoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra ô, meteza ianao
Mba ho mpanoro sy mpananatra ahy
Ka ny Fiainako, dia foiko omena anao
Mba ho mpanompo mahatoky sy mpankatò
Ny teninao
Ka mba raiso re
Ho zanaka malalanao

Refrain:
Ianao Tompo no, hitantana ny uzbn fiainako
Ianao Tompo no, handahatra ny dia
Izay agohb alehako
Fa ceons ny zavatra rehetra, dia miara miasa
Hahasoa
Satria mahefa ny zavatra rehetra ianao

2. Ny fiainanay rehetra, antananao
Rakofy ny tononkira.serasera.org herin'ny fanahinao
Mba ahaomby amin'ny zavatra atao
Nefa koa ampianaro ankasitraka
Izay lahatrao
Tompo ô ianao ou,
Mahalala izay mahasoa

Refrain:........

     A/C:SOMOERA Mikalo Randriamananjara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK Ankaraobaton'i Kristy Fehizoro
Visites : 232
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Somoera1
Date : 17/01/2026 20:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046