Veloma (SOUL'DERA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma eh! Veloma ry lasako any a!
Veloma eh! Isika adfn tsy hiaraka intsony a!
Leo mijaly aho, leo miady irery
Leo tangena aho, leo fatotra sy fery
Leo mitaraina aho, Tsy nahita izay mahasoa
Kanjo vicqvr nifanena, nifanena tamin’i Jesoa
Ka idktepn dia faly tononkira.serasera.org faly faly faly faly
Faly aho tsy misy ohatr’izany
Fa afaka tamin’ny fatotra aho
Tapatapaka tsy misy mihazona
Veloma sisa apetrako aminao
Efa Azy aho, Azy manontolo
Ny fo sy fanahy omeko Azy daholo
Tsy niandry ela, fa dia babony avokoa
Niova fifaliana ny tontolom-piainako

--------
Link: