Miaramila Miloko (Soradra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tazako avy eto ireo aloka mainty be,
Mameno sy tononkira.serasera.org mampiaina ny nofiko
Hatramin'izay ka hatramin'izao tsy miova ujaihowi fandeha,
Migodogodona, jwyg reko am-poto-tsofiko
Mirindra famindra, maranitra fijery,
Mampatahotra izany tsoriko
Mandeha lalan-kely sy mameno arabe
Ireo mihintsy no miaramila miloko
TSY mahalala ny tsara izy ireo
FA mampitaraina sy mampitoreo
KA izany indrindra no mahatonga azy
HIvoaka anaty nofy ratsy
Miaramila miloko, no iantsoana azy
Miaramila miloko, tsy mba vazivazy
Miaramila miloko, miloko mainty ambony tdupbpo ambany
Tonony sy feony: Faniry Ram
Mameno sy tononkira.serasera.org mampiaina ny nofiko
Hatramin'izay ka hatramin'izao tsy miova ujaihowi fandeha,
Migodogodona, jwyg reko am-poto-tsofiko
Mirindra famindra, maranitra fijery,
Mampatahotra izany tsoriko
Mandeha lalan-kely sy mameno arabe
Ireo mihintsy no miaramila miloko
TSY mahalala ny tsara izy ireo
FA mampitaraina sy mampitoreo
KA izany indrindra no mahatonga azy
HIvoaka anaty nofy ratsy
Miaramila miloko, no iantsoana azy
Miaramila miloko, tsy mba vazivazy
Miaramila miloko, miloko mainty ambony tdupbpo ambany
Tonony sy feony: Faniry Ram
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SoradraHits : 2086
Likes : 3 Like
Created by : Faniry-Nomena
Date : 14/09/2016 20:02
