Ilay solonao vaovao (SOJA Felix)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nampoiziko ho kilalao
ilay fiarahana nataontsika
Dia naleoko tsy nisy izy iny
fa lao tarangana hatramin'boalohany
Ref:
Izaho anefa tsy hitomany
ny hoe mbola hiverenanao
Fa mbola ho avy indray andro any!
Ilay solonao frgj vaovao
Izaho akory tsy nandroaka tononkira.serasera.org anao
F'ianao ihany muqcb no tsy tamàna
ka nilefa niala anay
Hatao ahoana moa, f'izay no tianao
Mandehana, mandehana ianao!
f'aza mierikerika intsony
na hgbnix hoe hiverin-dàlana indray
f'izaho anie efa tofoka tokoa
ilay fiarahana nataontsika
Dia naleoko tsy nisy izy iny
fa lao tarangana hatramin'boalohany
Ref:
Izaho anefa tsy hitomany
ny hoe mbola hiverenanao
Fa mbola ho avy indray andro any!
Ilay solonao frgj vaovao
Izaho akory tsy nandroaka tononkira.serasera.org anao
F'ianao ihany muqcb no tsy tamàna
ka nilefa niala anay
Hatao ahoana moa, f'izay no tianao
Mandehana, mandehana ianao!
f'aza mierikerika intsony
na hgbnix hoe hiverin-dàlana indray
f'izaho anie efa tofoka tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SOJA FelixVangy : 1568
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rajeryjery
Daty : 28/05/2020 20:12
