Lasany (Sity Rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy xqcmzd ho tananao intsony anie raha izy
Fa efa lasa lavitra any anaty qskpib hadalana
Ilay hadalam-pitiavana lalina

Ka tononkira.serasera.org indro fa nakimpiny ny masony roa
Ny momba azy dia nelt efa nafoiny avokoa
Raha nafoiny izany tsy indray na indroa

Veloma rahavako fantantro loatra e
Ilay hoe very hevitra nefa tsy mahafoy

'Ndeha ka tantarao
Mba lazalazao
Rehefa tonga ilay andro hiverenanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sity Rakoto
Vangy : 2981
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nyfotia
Daty : 03/01/2023 20:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103