Soa fa (Shyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao io mipitrapitra araiky?
Mandigny anao rô! Taraiky eh!
Ny andro efa mizigny,
Ny oragnadro mifafy,
Niaretako aby raha zegny na dia mafy!
Fotony zaho tià anao,
Mandigny fô! Antsôva!

Baby ,ino raha tsy nety? ino raha nahazo?
Saky nametrapetraka anao rô tsy avy!
Mec mbô nandigny [x4]
Oh no no no, oh oh, baby

Natsovigny aby tsy namaly,
Nandefasagny sms tsisy raha!
Credit-nao tsisy sa reseau tsy nahazo!
Zaho lagny andro araiky taketo io, soa fa nisy anao vazo e

Oueh ! Baby e ino raha tsy nety sa betsaka ny embouteillage
Hazavay zaho ny marigny fô zaho arô malaigna ny hiady, aou eh
Taogna maro izay nifampizaragna ny manta sy ny masaka
Avaizo anao niôva fagnahy nahay nampitsatsaka.
Oueh i eh za tsy te hahafantatra fô nahita mec misy vôla
ambadika agny.
Eka eh x2 ...

Eh! Hody zaho [x3] feno alahelo!
hody zaho [x3] ny andro efa mizigna aby eh eh!

Ataoko akôry me anao koa tsy ho avy.
Amy magnaraka andraiky vasa?
Koa ho tafa, Oh , Oh ou ou
Ieh eh, ieh.., oou

Soa fa nisy vazo takeo [x2]
soa fa nisy vazo nagnafana ny tegna!
Fa anao tsy avy [x2]
Anao tsy avy, nagnadala saigny eh eh ! eh eh!

Veloma lava anao izy koa tsy ho avy!
veloma lava anao izy koa tsy ho tônga!
Veloma lava anao izy koa tsy ho avy amizegny!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Shyn
Vangy : 3978
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Linmananjara
Daty : 16/08/2015 23:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725